1 Korintianina 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa izao no tsara, araka ny hevitro, noho ny fahasahiranana mahazo antsika ankehitriny: Tsara raha mitoetra amin’izay efa misy azy ny olona.+ 1 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:26 w96 15/10 11 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:26 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1996, p. 11
26 Koa izao no tsara, araka ny hevitro, noho ny fahasahiranana mahazo antsika ankehitriny: Tsara raha mitoetra amin’izay efa misy azy ny olona.+