2 Korintianina 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na aiza na aiza misy anay, dia miatrika loza mahafaty toy ny an’i Jesosy izahay,+ mba haseho eo amin’ny vatanay koa ny fiainan’i Jesosy.+
10 Na aiza na aiza misy anay, dia miatrika loza mahafaty toy ny an’i Jesosy izahay,+ mba haseho eo amin’ny vatanay koa ny fiainan’i Jesosy.+