2 Korintianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa satria fantatray ny tahotra+ ny Tompo, dia resenay lahatra+ mandrakariva ny olona mba hino anay, fa izahay kosa efa fantatr’Andriamanitra. Antenaiko anefa fa nanampy anareo hahafantatra anay koa ny feon’ny fieritreretanareo.+ 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 5:11 w98 15/12 15-16 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:11 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1998, p. 15-16
11 Koa satria fantatray ny tahotra+ ny Tompo, dia resenay lahatra+ mandrakariva ny olona mba hino anay, fa izahay kosa efa fantatr’Andriamanitra. Antenaiko anefa fa nanampy anareo hahafantatra anay koa ny feon’ny fieritreretanareo.+