2 Korintianina 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy indray aho hoe: Aoka tsy hisy hihevitra ahy ho adala. Raha tena mihevitra ahy ho toy izany anefa ianareo, dia raiso ihany aho na adala aza, mba hisy hireharehako kely koa.+
16 Hoy indray aho hoe: Aoka tsy hisy hihevitra ahy ho adala. Raha tena mihevitra ahy ho toy izany anefa ianareo, dia raiso ihany aho na adala aza, mba hisy hireharehako kely koa.+