21 Angamba rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo aminareo Andriamanitro, ka halahelo aho noho ny amin’ny maro izay nanota teo aloha+ nefa mbola tsy nibebaka tamin’ny fahalotoany sy ny fijangajangany+ ary ny fitondran-tenany baranahiny+ izay samy efa fanaony.