2 Korintianina 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mivavaka+ amin’Andriamanitra izahay mba tsy hanaovanareo izay ratsy. Ny anton’izany dia tsy hoe mba hisehoanay ho olona ankasitrahana, fa mba hanaovanareo izay tsara kosa, na dia toa tsy ankasitrahana aza izahay. 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 13:7 w91 15/2 21-22 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:7 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1991, p. 21-22
7 Mivavaka+ amin’Andriamanitra izahay mba tsy hanaovanareo izay ratsy. Ny anton’izany dia tsy hoe mba hisehoanay ho olona ankasitrahana, fa mba hanaovanareo izay tsara kosa, na dia toa tsy ankasitrahana aza izahay.