Efesianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Asan’ny tanany+ mantsy isika ary noforonina+ hanao asa tsara,+ noho isika tafaray+ amin’i Kristy Jesosy. Efa nomanin’Andriamanitra mialoha+ izany asa izany mba hitondrantsika tena mifanaraka amin’izany. Ephesianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Asan’ny tanany+ mantsy isika ary noforonina+ hanao asa tsara,+ noho isika tafaray+ amin’i Kristy Jesosy. Efa nomanin’Andriamanitra mialoha+ izany asa izany mba hitondrantsika tena mifanaraka amin’izany.