Efesianina 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ka tsy manompo eo imaso fotsiny toy ny mpila sitraka amin’olona,+ fa toy ny mpanompon’i Kristy, manao ny sitrapon’Andriamanitra amin’ny fo manontolo.+
6 ka tsy manompo eo imaso fotsiny toy ny mpila sitraka amin’olona,+ fa toy ny mpanompon’i Kristy, manao ny sitrapon’Andriamanitra amin’ny fo manontolo.+