7 Ary tena rariny raha izany no eritreretiko momba anareo rehetra, satria ato am-poko ianareo,+ noho ianareo rehetra nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa toa ahy+ koa, na izao izaho mifatotra ato am-ponja+ izao, na tamin’izaho niaro+ ny vaovao tsara sy nanamafy orina azy io araka ny lalàna.+