Kolosianina 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary na dia maty tao amin’ny helokareo sy ny nofonareo tsy voafora aza ianareo, dia novelomin’Andriamanitra niaraka tamin’i Kristy indray kosa.+ Tsara fanahy izy ka namela ny helotsika rehetra.+
13 Ary na dia maty tao amin’ny helokareo sy ny nofonareo tsy voafora aza ianareo, dia novelomin’Andriamanitra niaraka tamin’i Kristy indray kosa.+ Tsara fanahy izy ka namela ny helotsika rehetra.+