Kolosianina 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary mivavaha koa ho anay,+ mba hasian’Andriamanitra varavarana misokatra+ hahafahanay hitory ny teny sy hilaza ny zava-miafina+ masina momba an’i Kristy, fa izany indrindra no mahatonga ahy ho voafatotra ato am-ponja,+
3 Ary mivavaha koa ho anay,+ mba hasian’Andriamanitra varavarana misokatra+ hahafahanay hitory ny teny sy hilaza ny zava-miafina+ masina momba an’i Kristy, fa izany indrindra no mahatonga ahy ho voafatotra ato am-ponja,+