-
Kolosianina 4:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Mampamangy, hono, ianareo, hoy koa i Jesosy, izay atao hoe Josto. Anisan’ny voafora ireo, ary ireo ihany no mpiara-miasa amiko hampandroso ny fanjakan’Andriamanitra, ary mbola ireo koa no nanampy sy nankahery ahy.
-