-
1 Timoty 1:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 izany hoe araka ny fahalalana an’izao manaraka izao: Tsy ho an’ny olo-marina no namoahana ny lalàna, fa ho an’ireo olona tsy tan-dalàna+ sy tsy manaiky hofehezina,+ tsy matahotra an’Andriamanitra sy mpanota, tsy mena-mivadika,+ mpanazimbazimba zava-masina, mpamono ray sy mpamono reny ary mpamono olona,
-