1 Timoty 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Amin’izay, raha sendra tara aho, dia mba efa fantatrao izay tokony hataonao ao amin’ny ankohonan’Andriamanitra,+ izany hoe ny fiangonan’ilay Andriamanitra velona. Andry sy tohana+ ho an’ny fahamarinana izany fiangonana izany. 1 Timoty Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 3:15 w07 15/4 29 1 Timoty Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:15 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2007, p. 29
15 Amin’izay, raha sendra tara aho, dia mba efa fantatrao izay tokony hataonao ao amin’ny ankohonan’Andriamanitra,+ izany hoe ny fiangonan’ilay Andriamanitra velona. Andry sy tohana+ ho an’ny fahamarinana izany fiangonana izany.