8 Ny zava-drehetra efa nasainao nanaiky azy ka nataonao eo ambany tongony.”+ Koa rehefa nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra,+ dia tsy nisy na iray aza tsy nanaiky azy.+ Mbola tsy hitantsika anefa ankehitriny hoe manaiky azy ny zava-drehetra.+