Hebreo 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izany no nahatonga ahy hahatsapa rikoriko tamin’ity taranaka ity, ka nilazako hoe: ‘Olona maniasia ao am-pony foana ireo,+ ary tsy mahalala ny lalako.’+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 3:10 w11 15/7 25-26; w98 15/7 13 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:10 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2011, p. 25-2615/7/1998, p. 12-131/7/1986, p. 23-24
10 Izany no nahatonga ahy hahatsapa rikoriko tamin’ity taranaka ity, ka nilazako hoe: ‘Olona maniasia ao am-pony foana ireo,+ ary tsy mahalala ny lalako.’+