Hebreo 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa isika izay mino no tena miditra amin’ilay fitsaharana, araka ny nolazainy hoe: “Koa nianiana+ tamin-katezerana aho hoe: ‘Tsy hiditra+ amin’ny fitsaharako ireo’”,+ na dia efa hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao+ aza no vita ny asany.+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 4:3 w98 15/7 17 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:3 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1998, p. 17
3 Fa isika izay mino no tena miditra amin’ilay fitsaharana, araka ny nolazainy hoe: “Koa nianiana+ tamin-katezerana aho hoe: ‘Tsy hiditra+ amin’ny fitsaharako ireo’”,+ na dia efa hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao+ aza no vita ny asany.+