15 Koa rehefa manao izany ianareo, dia tandremo tsara sao hisy aminareo tsy hahazo ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra,+ ary sao koa hisy faka hitsimoka eo aminareo, dia faka misy poizina.+ Ary tandremo sao hanakorontana anareo izany faka izany, ka handoto+ olona maro.