Jakoba 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisy anefa hilaza hoe: “Finoana fotsiny ny anao, fa ny ahy kosa finoana aseho amin’ny atao. Asehoy amiko amin’izao fotsiny ny finoanao, fa izaho kosa haneho aminao ny finoako amin’ny ataoko.”+ Jakoba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:18 w97 15/11 15 Jakoba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:18 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1997, p. 15
18 Hisy anefa hilaza hoe: “Finoana fotsiny ny anao, fa ny ahy kosa finoana aseho amin’ny atao. Asehoy amiko amin’izao fotsiny ny finoanao, fa izaho kosa haneho aminao ny finoako amin’ny ataoko.”+