1 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mpitsara tsy miangatra+ ny Ray ary mitsara ny tsirairay araka ny asany avy. Koa raha izy no antsoinareo, dia aoka ianareo hitondra tena amin-tahotra+ mandritra ny andro fivahinianareo.+ 1 Petera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:17 w92 1/7 15 1 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:17 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1992, p. 15
17 Mpitsara tsy miangatra+ ny Ray ary mitsara ny tsirairay araka ny asany avy. Koa raha izy no antsoinareo, dia aoka ianareo hitondra tena amin-tahotra+ mandritra ny andro fivahinianareo.+