1 Petera 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa tsara kokoa raha mijaly noho ny fanaovana ny tsara ianareo,+ raha izany no sitrapon’Andriamanitra, noho ny hoe mijaly noho ny fanaovan-dratsy.+
17 Fa tsara kokoa raha mijaly noho ny fanaovana ny tsara ianareo,+ raha izany no sitrapon’Andriamanitra, noho ny hoe mijaly noho ny fanaovan-dratsy.+