2 Petera 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Simona Petera, mpanompo+ sy apostolin’i+ Jesosy Kristy. Ho an’izay efa nahazo finoana be voninahitra toy ny anay,+ tamin’ny alalan’ny fahamarinan’Andriamanitsika+ sy Jesosy Kristy Mpamonjy.+ 2 Petera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:1 w02 1/1 6; w97 1/9 9-10 2 Petera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:1 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2002, p. 61/9/1997, p. 9-10
1 Simona Petera, mpanompo+ sy apostolin’i+ Jesosy Kristy. Ho an’izay efa nahazo finoana be voninahitra toy ny anay,+ tamin’ny alalan’ny fahamarinan’Andriamanitsika+ sy Jesosy Kristy Mpamonjy.+