8 Ary rehefa noraisin’ny Zanak’ondry ilay horonam-boky, dia niankohoka teo anatrehany ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy+ efatra amby roapolo, izay samy nanana harpa+ sy vilia volamena feno emboka manitra. Tsy inona ilay emboka manitra+ fa ny vavaky+ ny olona masina.