Apokalypsy 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nisy horohoron-tany lehibe tamin’izay ora izay, ka rava ny ampahafolon’ny+ tanàna. Ary fito arivo ny olona matin’ilay horohoron-tany, ka nanjary raiki-tahotra ny olona sisa ary nanome voninahitra an’ilay Andriamanitry ny lanitra.+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 11:13 re 170-171 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:13 Apokalypsy, p. 170-171
13 Ary nisy horohoron-tany lehibe tamin’izay ora izay, ka rava ny ampahafolon’ny+ tanàna. Ary fito arivo ny olona matin’ilay horohoron-tany, ka nanjary raiki-tahotra ny olona sisa ary nanome voninahitra an’ilay Andriamanitry ny lanitra.+