3 Fa noho ny divain’ny fahatezeran’ny fijangajangany no nahalavo ny firenena rehetra,+ ary ireo mpanjakan’ny tany dia nijangajanga+ taminy. Ary nanjary nanan-karena ny mpivaro-mandeha+ tamin’ny tany noho ny rentiny+ tafahoatra izay efa tsy nahamenatra azy intsony.”