Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny anarana hoe Silo dia midika hoe “Ilay Manana Azy Io; Ilay Tompony”. Tatỳ aoriana, dia nanjary niharihary fa i “Silo” dia i Jesosy Kristy, ilay “Liona avy amin’ny firenen’i Joda”. (Apokalypsy 5:5). Ny sasany tamin’ireo Targum jiosy dia nanolo fotsiny ny teny hoe “Silo” tamin’ny hoe “Mesia” na hoe “ny Mesia mpanjaka”.