Fanamarihana Ambany Pejy
b Nantsoina hoe ionoka i Ebeda-meleka, araka ny teny tany am-boalohany. Nanampy an’i Jeremia izy ary nifanerasera akaiky tamin’i Zedekia Mpanjaka. Tandapa àry no dikan’io teny io eo, fa tsy ionoka ara-bakiteny.—Jeremia 38:7-13.