Fanamarihana Ambany Pejy
b Araka ny Mishnah, dia nanohitra ny vidim-boromailala lafo be tao amin’ny tempoly ny olona, taona vitsivitsy tatỳ aoriana. Nihena efa ho 99 isan-jato avy hatrany ilay vidiny! Iza no nahazo tombony tamin’izany? Misy mpahay tantara milaza fa i Anasy Mpisoronabe no tompon’ireo tsena, ka izany no nampanan-karena azy sy ny fianakaviany.—Jaona 18:13.