Fanamarihana Ambany Pejy
a Nampahafantarina tamin’ny alalan’i Jesosy koa “ny zava-miafina masina momba ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.” (1 Timoty 3:16) Zava-miafina nandritra ny taona maro ilay hoe hisy olona hahavita tsy hivadika amin’i Jehovah mihitsy ve sa tsia. Lasa fantatra izany rehefa teo i Jesosy. Tsy nivadika mihitsy izy, tao anatin’ireo fitsapana rehetra nataon’i Satana.—Matio 4:1-11; 27:26-50.