Fanamarihana Ambany Pejy
a Milaza ny mpahay siansa fa lasa hain’ny olona ny mibaiko ny fihetsiky ny vatany sy ny rantsambatany, rehefa mandeha ny fotoana. Izany, ohatra, no mahatonga antsika ho afaka mitehaka na dia mikimpy aza. Nisy marary nanjary tsy nanana an’izany fahaizana izany intsony, ka lasa tsy nahay nijoro, na nandeha, na nipetraka akory aza.