Fanamarihana Ambany Pejy
f Nomena alalana hanendry anti-panahy ny rahalahy mahafeno fepetra, tamin’ny taonjato voalohany. (Asa. 14:23; 1 Tim. 5:22; Tit. 1:5) Ny Filan-kevi-pitantanana kosa amin’izao no manendry ny mpiandraikitra ny faritra, ary ny mpiandraikitra ny faritra indray no asaina manendry anti-panahy sy mpikarakara fiangonana.