Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsara homarihina fa nampiasa an’ilay anarana hoe Jehovah i Rota fa tsy niteny fotsiny hoe “Andriamanitra”, toy izay mety ho nataon’ny olona tsy Israelita. Milaza ny Baibolin’ny Mpanazava Teny (anglisy) fa hita hoe lasa nivavaka tamin’ilay tena Andriamanitra i Rota, na dia olona hafa firenena aza.