Fanamarihana Ambany Pejy
a Nisy rindrim-bato iray metatra mahery teo ho eo nanasaraka ny Kianjan’ny Jentilisa tamin’ny kianja anatiny. Nahitana fampitandremana maromaro tamin’ny teny grika sy latinina tamin’io rindrina io, nanao hoe: “Tsy misy vahiny mahazo mihoatra ity fefy ity na ny fefy manodidina ny fitoerana masina. Ho voaheloka ho faty izay tratra.”