Fanamarihana Ambany Pejy
a Isan-karazany ny fanoharana nampiasain’i Jesosy, anisan’izany ny ohatra, fampitahana, fampitoviana, ary teny an’ohatra. Fantatra noho ny fampiasany fanoharana izy. Izy io dia “tantara fohy, mazàna noforonina, anatsoahana fitsipika ara-pitondran-tena na fahamarinana ara-pivavahana.”