Fanamarihana Ambany Pejy
a Mamoaka voa ny hoe mamoa. Ny voa vokarina tian’i Jesosy horesahina teo, dia ny “vokatry ny fanahy”, sy ny “vokatry ny molotra” atolotry ny Kristianina ho an’Andriamanitra rehefa mitory ilay Fanjakana.—Heb. 13:15.