Fanamarihana Ambany Pejy
a Nankany Makedonia tokoa i Paoly taoriana kelin’ny nanoratany ny Korintianina Voalohany, ary tao Troasy no lalany. Tao Makedonia izy no nanoratra ny Korintianina Faharoa. (2 Kor. 2:12; 7:5) Tena nitsidika an’i Korinto izy taorian’izay.