Fanamarihana Ambany Pejy
a Hoy ilay mpanoratra atao hoe James Parkes: ‘Nanan-jo hanaraka ny fombafombany ny Jiosy. Tsy hoe nanao zavatra miavaka be anefa ny Romanina rehefa namela ny Jiosy hanao an’izany. Navelan’izy ireo hahaleo tena foana mantsy ny mponina tany amin’ireo faritra samy hafa nanjakany, raha mbola azony natao.’