Fanamarihana Ambany Pejy
b Noho izany, dia tsy mety intsony ny ilazana hoe “mpanjakan’ny avaratra” i Aurélien, mpanjaka romanina (270-275), ary “mpanjakan’ny atsimo” ilay mpanjakavavy atao hoe Zénobie (267-272). Fanitsiana an’izay navoaka tao amin’ny Diniho ny Faminanian’i Daniela! toko 13 sy 14 izany.