Fanamarihana Ambany Pejy
a Anisan’ny toetran’i Jehovah mahafinaritra indrindra ny hoe mamindra fo, ary mila miezaka hanana an’io toetra io isika tsirairay. Horesahintsika ato hoe: Fa maninona i Jehovah no mamindra fo? Nahoana no azo lazaina hoe mamindra fo foana izy na dia rehefa manitsy ny olona nanota aza? Ary ahoana no hampisehoantsika fa manana an’io toetra tena tsara io isika?