Fanamarihana Ambany Pejy
a Milaza ny Jaona 5:28, 29 fa hisy “hatsangana mba hahazo fiainana”, ary hisy koa “hatsangana mba hotsaraina.” Nahitsy ny fahazoantsika an’ireo tenin’i Jesosy ireo. Horesahintsika ato hoe inona àry no tiany holazaina amin’ireo karazana fitsanganana roa ireo, ary iza avy no voakasik’izany.