Fanamarihana Ambany Pejy
b Hahita an’ilay andian-dahatsoratra hoe “Ho An’ny Fianakaviana” ianao ao amin’ny jw.org/mg. Ireto misy lahatsoratra ho an’ny mpivady: “Miezaha Hanaja ny Vadinao”, “Mahaiza Mankasitraka”; ho an’ny ray aman-dreny: “Ampio ny Zanakao mba Hahay Hisaina Tsara Rehefa Mampiasa Telefaonina Raitra”, “Ahoana no Hiresahanao Amin’ny Zanakao?”; ary ho an’ny tanora: “Inona no Atao mba Tsy ho Voatarika Haditra?”, “Malahelo Be ve Ianao Rehefa Tsy Misy Namana?”