-
Boky ao Amin’ny Baiboly Voalohany — Genesisy“Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
-
-
Maro tamin’ireo tsipirian-javatra nampidirina tao amin’ny faneken’ny Lalàna no efa nampiharina teo amin’ny fitambaran’olona notarihin’ny patriarka. Ny fotopoto-pitsipika toy ny an’ny fahamendrehana iombonana, (18:32), ny andraikitra iombonana, (19:15), ny fanamelohana ho faty sy ny fahamasinan’ny ra sy ny aina, (9:4-6), ary ny fankahalan’Andriamanitra ny fankalazana olombelona, (11:4-8), dia nisy fiantraikany teo amin’ny taranak’olombelona nandritra ny tantara manontolo.
-