-
“Mba Henoy Kely Izao Nofiko Izao”Ny Tilikambo Fiambenana—2014 | 1 Aogositra
-
-
Avy amin’i Jehovah Andriamanitra ireo nofy ireo. Faminaniana ilay izy ary tian’Andriamanitra holazain’i Josefa amin’ny olona. Mitovitovy amin’ny nataon’ny mpaminany tatỳ aoriana no nataon’i Josefa. Nasain’Andriamanitra niresaka hafatra sy didim-pitsarana ho an’ny mpanompony nivadika koa mantsy izy ireny.
Nitandrintandrina erỳ i Josefa niteny tamin’ny zokiny hoe: “Mba henoy kely izao nofiko izao.”
-