-
Novalian-tsoa ny Finoan’ny Ray Aman-drenyNy Tilikambo Fiambenana—1997 | 1 Mey
-
-
Nikarakara ny zanany mandra-pisarany nono i Jokebeda.c Nanome ho an’i Jokebeda fahafahana maro sarobidy izany hampianatra ny zanany momba an’i Jehovah, ilay Andriamanitra marina. Taorian’izany dia nentin’i Jokebeda niverina tany amin’ny zanakavavin’i Farao ilay zazakely, ka nantsoin’izy io hoe Mosesy ilay zazalahy, anarana izay midika hoe “voavonjy tamin’ny rano”. — Eksodosy 2:10.
-
-
Novalian-tsoa ny Finoan’ny Ray Aman-drenyNy Tilikambo Fiambenana—1997 | 1 Mey
-
-
c Tamin’ny andro fahiny, dia ankizy maro no nampinonoina ela be kokoa noho ny mahazatra amin’izao andro izao. Azo inoana fa telo taona i Samoela fara fahakeliny fony nosaraha-nono, ary tokony ho dimy taona i Isaka.
-