-
“Fo Torotoro sy Kivy”, Mitady Famelan-kelokaNy Tilikambo Fiambenana—2010 | 1 Mey
-
-
Tsy mba ny ondriny anefa no nalainy, fa ny ondrivavy tokan’ilay mahantra. Noheverin’i Davida fa tena marina ilay tantara, ka tezitra be izy ary niteny hoe: “Mendrika ny ho faty ilay lehilahy nanao izany!” Nahoana? Satria “tsy nangoraka.”a—Andininy 2-6.
-
-
“Fo Torotoro sy Kivy”, Mitady Famelan-kelokaNy Tilikambo Fiambenana—2010 | 1 Mey
-
-
a Tsy ratsy ny nanome ondry ho an’ny vahiny, fa hatsaram-panahy aza. Tena ratsy anefa raha nangalarina ilay ondry. Voasazy hanonitra avo efatra heny izay nanao izany. (Eksodosy 22:1) Tsy namindra fo mihitsy ny fahitan’i Davida an’ilay mpanankarena. Ilay ondry mantsy no mety mba nanome ronono sy volonondry ho an’ny fianakavian’ilay mahantra. Iny koa no mba nantenainy hiteraka sy ho lasa andian’ondry.
-