-
Mpaminany Fahiny Iray Nitondra Hafatra MaoderinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
I Ahaza, ohatra, dia tsy vitan’ny hoe nilefitra teo anoloan’ny fanompoan-tsampy nataon’ny olom-peheziny, fa nanao azy io koa ny tenany. “Nampamakiny ny afo” mihitsy aza ny zanany, ho fanatitra ho an’i Moloka, ilay andriamanitra kananita.b (2 Mpanjaka 16:3, 4; 2 Tantara 28:3, 4).
-
-
Mpaminany Fahiny Iray Nitondra Hafatra MaoderinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
b Misy milaza fa ny hoe “nampamakiny ny afo” dia mety hilaza fotsiny fombafomba fanadiovana. Ao amin’io fitantarana io anefa, dia toa manondro fanatitra ara-bakiteny ilay teny. Tsy misy iadian-kevitra fa fanao narahin’ny Kananita sy ny Isiraelita nivadi-pinoana ny fanaovana fanatitra ankizy.—Deoteronomia 12:31; Salamo 106:37, 38.
-