-
Mifanaraka Amin’ny Siansa ve io Boky Io?Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra
-
-
Io fitsipi-pitandremana ara-pahadiovana io dia mampiharihary fahendrena izay tsy nananan’ireo mpitsabon’ireo firenena nanodidina, tamin’izany andro izany. An’arivony taona maro talohan’ny nianaran’ny siansa momba ny fitsaboana ny fomba ielezan’ny aretina, ny Baiboly dia efa nanoratra fomba fitandroam-pahasalamana araka ny antonona ho fiarovana amin’ny aretina. Tsy mahagaga raha afaka nilaza i Mosesy fa niaina hatramin’ny 70 na 80 taona ireo Israelita tamin’ny ankapobeny, tamin’ny androny.e—Salamo 90:10.
-
-
Mifanaraka Amin’ny Siansa ve io Boky Io?Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra
-
-
e Tamin’ny 1900, ny halavam-piainana nampoizina tany amin’ny tany maro tany Eoropa sy tany Etazonia dia latsaka ny 50 taona. Nanomboka tamin’izay, dia nitombo be izy io, tsy noho ny fandrosoana teo amin’ny fahafahana mifehy ny aretina ihany, fa noho ny fitandremam-pahadiovana sy ny toeram-ponenana tsara kokoa.
-