-
Manompoa An’ilay Andriamanitra Manome FahafahanaNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Jolay
-
-
Hoy ny Ohabolana 13:20: “Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry, fa hahita loza kosa izay minamana amin’ny tsisy saina.”
-
-
Manompoa An’ilay Andriamanitra Manome FahafahanaNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Jolay
-
-
Tsy afa-miala amin’izany isika, fa efa izay foana ny zava-misy. Hita amin’ny fomba nanoratana an’ireo andininy ireo fa te hanohina ny fontsika i Jehovah. Tsy nosoratana toy ny didy izy ireo, fa filazana ny zava-misy fotsiny. Tsy miteny izy ao hoe: “Aza manao an’izao, na aza manao an’izao.” Fa toy ny miteny fotsiny izy hoe: ‘Izao ny zava-misy, ka ahoana no hataonao? Vonona hanaraka ny teniko ve ny fonao?’
13 Koa satria milaza ny zava-misy fotsiny ireo andininy ireo, dia tsy mety lany andro. Azo ampifandraisina amin’ny toe-javatra maro koa ny toro lalana ao amin’izy ireo.
-
-
Manompoa An’ilay Andriamanitra Manome FahafahanaNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Jolay
-
-
Iza ireo olona “hendry” tian’i Jehovah ho namanao? Iza kosa ireo olona “tsisy saina” tiany hohalavirinao? (Sal. 111:10; 112:1; Ohab. 1:7)
-