-
“Ny Mahira-tsaina Mandinika ny Diany”Ny Tilikambo Fiambenana—2005 | 15 Jolay
-
-
Manasongadina ny tsy fitovian’ny hendry sy ny adala indray ny mpanjakan’ny Israely. Hoy izy: “Ny hendry matahotra ka mivily tsy ho amin’ny ratsy; fa ny adala fatra-pirehareha ka matokitoky foana.
-
-
“Ny Mahira-tsaina Mandinika ny Diany”Ny Tilikambo Fiambenana—2005 | 15 Jolay
-
-
Matahotra ny amin’izay ho vokatry ny fanaovan-dratsy ny olon-kendry. Malina àry izy, ary mankasitraka izay torohevitra misakana azy tsy hanao ratsy. Ny adala kosa tsy mba matahotra toy izany. Matoky tena izy, ary miavonavona sy tsy miraharaha ny torohevitry ny hafa.
-