-
Tsy Lany Andro ny TorohevinyNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 1 Jona
-
-
Lazainy ao, ohatra, fa “mamelombelona ny vatana ny fo tony.” (Ohabolana 14:30)
-
-
Tsy Lany Andro ny TorohevinyNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 1 Jona
-
-
Salama kokoa ianao raha tony foana, tia manome, ary mana-namana akaiky. Hoy ny Gazetin’ny Fikambanana Amerikanina Momba ny Fitsaboana (anglisy): “Atahorana ho tapaka lalan-dra kokoa ny olona mora misafoaka noho ny olona mifehy hatezerana.”
-